Toriteny sy Fianarana Soratra Masina

Rehefa voasambotra i Jaona, dia nankany Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran' Andriamanitra, ka nanao hoe: "Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan' Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara. Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra any amin'ny tanĂ na hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy."

Ary Izy naniraka handeha hitory ny fanjakan' Andriamanitra sy hanasitrana ny marary sy handroaka ny devoly; ka hoy Izy: "Izay mino sy atao batisa no ho vonjena, fa izay tsy mino kosa no ho helohina." 
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia manana Perikopa mirindra sy voalamina tsara harahina mandritry ny fanompoam-pivavahana rehetra.


United Church of God
Fikambanana Iraisam-pirenena
Mitory ny Filazantsara - Manomana Vahoaka

No comments:

Post a Comment